angely
Fiseho
Malagasy
[Ovay]angely
- Karazana bibikely manana halavana eo amin'ny 3 sm, izay manao feo mikiririoka mafy amin'ny alina. Misy amin'ireo no miaina ao an-trano (angelinkary), ary misy koa any an-tsaha. Ny angely vavy dia antsoina hoe kabatita na kabanty. Fikiririoka no iantsoana ny feony mahazatra, fa fivolana kosa rehefa miady. Rehefa miady ny angely ary misy ho resy, dia mamoaka feo hafahafa antsoina hoe 'mamela volana'. Bibikely tia miady ny angely, ary ny mamporisika azy ireo hiady dia atao hoe 'mikitra angely'.
- Ny feon'ny angely mikiririoka no re amin'ny alina.
- Olona manana toetra ratsy na fitondran-tena tsy mendrika, izay iantsoana azy hoe 'angelin' olona'.
- Tsara kokoa ny misoroka ny fiaraha-midinika amin'ny olona angely.
Anglisy
[Ovay]angely
Tsiahy
- Ity pejy ity dia nadika avy amin'ny pejy angely tao amin'ny Wikibolana amin'ny teny anglisy. (lisitry ny mpandray anjara)