Hankany amin'ny vontoatiny

halavana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

halavana

  1. Mivadika avy amin' ny fototeny 'lava' izy io ary midika hoe refy na habe.
    • Ampiasao eto ny halavanao.
    • Ny halavan' ny latabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin' io efitra io.
  2. Ny haben' ny zavatra hita maso izay refesina.