Hankany amin'ny vontoatiny

miakanjo

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

miakanjo

  1. Mampiditra akanjo.
    • Miakanjo mainty izy satria misaona.
  2. Manao akanjo; misy akanjo aminy.