Hankany amin'ny vontoatiny

finiavana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

finiavana

  1. Fanaovan-javatra an-tsitrapo; fanehoana ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray.
    • Mila finiavana tokoa ny tonga aty amin' ny toerana lavitra sy amin' ny andro ratsy toy izao.