Hankany amin'ny vontoatiny

Xanthium

Avy amin'i Wikipedia
Xanthium spinosum

Ny Xanthium dia antokon-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Asteraceae, teratany any Amerika sy Azia Atsinanana. Ireo zavamaniry ireo dia ampiasaina hitsaboana ny soritr' aretin' ny sohika an-traoka kely sy ny aretina sasany mpahazo ny taovam-pisefoana.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Indeto ny karazana ekena araka ny The Plant List:

  • Xanthium ambrosioides Hook. & Arn.
  • Xanthium argenteum Widder
  • Xanthium cavanillesii Schouw
  • Xanthium cloessplateaum D.Z.Ma
  • Xanthium echinatum Murray
  • Xanthium inaequilaterum DC.
  • Xanthium italicum Moretti
  • Xanthium mongolicum Kitag.
  • Xanthium orientale L.
  • Xanthium sibiricum Patrin ex Widder
  • Xanthium spinosum L.
  • Xanthium strumarium L.

Karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]