Koriana
Fiseho
Ny Coriandrum sativum dia ahitra maniry isan-taona ao amin'ny fianakaviana Apiaceae. Azo hanina avokoa ny faritra rehetra amin’ilay zavamaniry, fa ny raviny vaovao sy ny voany maina (izay sady anana no zava-manitra) no tena ampiasaina amin’ny fandrahoan-tsakafo. Amin'ny teny malagasy izy io dia atao hoe kotomiliha na kotomila.