Hankany amin'ny vontoatiny

Daugavpils

Avy amin'i Wikipedia

55°51′N 26°32′E / 55.850°N 26.533°E / 55.850; 26.533

Daugavpils
-
Velarantany72,37 km2
Haavo
Isan'ny mponina78,126
Ben'ny tanàna
Firenena Letônia
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaDaugavpils
Daugavpils sy Letônia

Daugavpils dia tanànam-panjakana any atsimoatsinanan'i  Letônia, eo amoron'ny Reniranon'i Daugava, izay niavian'ilay tanàna ny anarany. Ny ampahany amin'ilay tanàna eo avaratry ny renirano dia ao amin'ny faritr'i Latgale manan-tantara amin'ny letonianina, ary any Selonia kosa ny any atsimo. Io no tanàna faharoa lehibe indrindra ao amin'ny firenena aorian'ny renivohitra Riga, izay misy 230 kilometatra eo ho eo avaratra andrefana ary tanàna fahasivy be mponina indrindra ao amin'ny fanjakana Baltika.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Any akaikin'i  Belarosia sy  Litoania no misy an'i Daugavpils (33 km sy 25 km avy, ary 120 km eo ho eo avy eo amin'ny sisin-tanin'i Letonia amin'i  Rosia.

Daugavpils, izay nantsoina hoe Dyneburg tamin'izany fotoana izany, no renivohitr'i Livonia-Poloney fony izy tao amin'ny Commonwealth Poloney-Litoania. Taorian'ny fizarana voalohany an'i  Polonia tamin'ny 1772, dia lasa anisan'ny Fanjakana Rosiana ilay tanàna.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

    Rohy ivelany

    [hanova | hanova ny fango]