Adolphe Sax
Fiseho
| Adolphe Sax | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Adolphe Sax | ||
| Teraka | 6 Novambra 1814 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 7 Febroary 1894 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | Belzika | ||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
I Antoine-Joseph Sax, izay fantatra amin' ny hoe Adolphe Sax, dia mpamorona, mpitendry mozika belza, izay fantatra indrindra amin' ny maha mpamorona ny saksôfônina sy ny sakshôrna azy. Teraka tamin' ny 6 Nôvambra 1814 tao Dinant (Belzika) izy ary maty tamin' ny 7 Febroary 1894 tao Paris (Frantsa).
