AC Milan
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny AC Milano)


Ny Associazione Calcio Milan, nohafohezina ho AC Milan na Milan dia klioba baolina kitra matianina ao amin'ny Milano,
Italia.
Ny anarana hafa dia I Rossoneri (Ny Mena sy Mainty) sy Il Diavolo (Ny Devoly).
AC Milan dia iray amin'ireo klioba baolina kitra mahomby indrindra eran-tany – miaraka amin'ny:
- anaram-boninahitra nasionaly 19,
- Nandresy ny amboara nasionaly dimy, ny
- impito nahazo ny amboara eropeana sy ny UEFA Champions League, ny
- mpandresy inefatra mondial,
- fahombiazana roa tamin'ny fiadiana ny amboaran'ny Tompondaka Eoropeana sy
- dimy ny UEFA Super Cup.
Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : AC Milan |